|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fianteherana |
| Fototeny | 2antehitra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4L’action de s’appuyer sur, de se confier à, de compter sur ; celui sur qui on s’appuie, sur qui on compte.
[1.3#53] |
| Ohatra |
5 Ny fianteherana amin' izy ireny no miteraka finoana eo amin' ny olona tsirairay.
[2.445#]
6 Koa mitranga eto amin'ity angano ity ny fihenan'ny fianteherana amin' ny fitambaram-be. [2.606#] 7 Koa asa na efa toetra mba nentin-drazantsika hatrizay na mba soritra noraisintsika tamin' ireo Talaotra nandalo teto kosa io fianteherana tafahoatra amin' ny lahatr' Andriananahary io. [2.296#] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|