|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fiangaviana |
| Fototeny | 2angavy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
4an urgent plea.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5la demande, celui à qui on demande.
[1.3#45] 6requête urgente. [1.8] |
| Ohatra |
7 hoy ny feony feno fiangaviana.
[2.529#]
8 Antso, fiangaviana, fanambatambazana tsy loa-body izany no nivoaka ny vavako. [2.4#] 9 Voatohina mafy ny fony nandre izato fiangaviana nataoko azy mba hihevitra ahy ho isan-janany. [2.643#] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|