|
|
|
|

Teny iditra1 fiandraiketana
Fototeny  2raikitra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fandraisana ho adidy, fiadidiana, fiantohana: Anao ny fiandraiketana ny sakafon' ny mpitsangantsangana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5responsibility for something. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6responsabilité, administration. [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12