|
|
|
|

Teny iditra1 fiajokajoka
Fototeny  2ajokajoka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomban' ny olona miajokajoka, izany hoe miavonavona sady maneso. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12