|
|
|
|

Teny iditra1 fiaingana
Fototeny  2ainga
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fisondrotana.
5Fanombohana mandeha: Amin' ny 1 ora sy sasany ny fiaingan' ny aeroplanina mankany Toamasina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6L’action de se lever, de partir. [1.3#11]
7départ. [1.13]
Ohatra  8 Tso-drano no angatahiko ao alohan' ny fiaingana. [2.928#]
9 Betsaka ny antoko-miaramila vita fiomanana ary niandry fiaingana fotsiny. [2.472#]
Kamban-teny rehetra  10zara hasim-piaingana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08