|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fiainga |
| Fototeny | 2ainga |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina miainga, izany hoe misondrotra na miarina.
5Fomban' ny zavatra miainga, misondrotra: Ny fiaingan' ny fiaramanidina. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6La manière de se lever.
[1.3#11] |
| Ohatra |
7 Antoandro fiainga ihany izy ireo.
[2.470#]
|
| Fivaditsoratra | 8 fiainga, 9 figaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|