|
|
|
|

Teny iditra1 fiaikena
Fototeny  2aiky
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4fanekena ny fahadisoan'ny tena. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  5confession, admission, submission. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6Comme fiekena. [1.3#10]
7confession, aveu, soumission. [1.8]
8aveu. [1.13]
Ohatra  9 Mba hanamarinana an' izany fiaikena izany, dia ampahatsiahivina fa nivory tao anatin' ny firaisan-tetika [4.27#]
Voambolana  10 Ontam-po

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12