|
|
|
|

Teny iditra1 fiahorana
Fototeny  2ahotra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fiatoana na fianonana kely alohan' ny hanao zavatra, fisalasalana. [1.1]

Fivaditsoratra  5 afahirano, 6 fahoriana, 7 fiahorana, 8 fihaorana, 9 fiharoana, 10 fihoarana, 11 firoahana, 12 ifoharana, 13 iharofana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12