|
|
|
|

Teny iditra1 fiahiahiana
Fototeny  2ahiahy
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fiheverana olona iray ho tsy dia tsara loatra, ka misy antony ihany mahatonga izany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5worry, concern. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6inquiétude, soupçon. [1.8]
Voambolana  7 Ontam-po

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12