|
|
|
|

Teny iditra1 fetsahana
Fototeny  2fetsaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Anangonana, amoriana: Nofetsahan' ny ankizy vato teto ka sarotra naleha amin' ny fiarakodia.
5Asiana, velezina, kapohina: Nofetsahako ny anao ka vaky nandositra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be beaten, to be struck, by hands, feet, etc.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7où l'on entasse, où l'on frappe. [1.3]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12