|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fetaina
Fototeny  2feta
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao voan' ny fatiantoka, fahafaham-baraka. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9 fetaina
Fototeny  10feta
Sokajin-teny  11 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  12Asiana, simbana: Nofetainy ny varotray. [1.1]
Haiendriteny 
13 Ny ankehitriny :
14 Ny lasa :
15 Ny hoavy :
16 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  17 fañitea, 18 fetaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12