|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ferenay
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 [Mahafaly] malahelohelo, manjombona, oriory [1.78]

Teny iditra (2/2)4  ferenay
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 [Mahafaly] fangorahana [1.78]

Fivaditsoratra  7 eferina, ferenay, 8 fierena

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04