|
|
|
|

Teny iditra1 feno hipoka
Singan-teny  2feno, 3hipoka
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5feno hiboka, feno hika: Feno hipoka ny tranoka nijoro fotsiny teny alatrano izay tratra aoriana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6jammed full. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7bondé. [1.8]
Ohatra  8 Mbola feno hipoka indray ny efitra fiandrasana. [2.470#51]
9 feno hipoka ny trano, na ny tao arnbany na ny tany am-bony rihana. [2.649]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12