|
|
|
|

Teny iditra1 fendrofendro
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Endrika malahelo, mifararemotra toy ny hitomany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a desire to cry.. [1.2]
5a desire to weep; the working of the face when about to weep. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6état de celui qui est sur le point de pleurer. [1.8]
Ohatra  7 Nony nitomany i Nivo, nanaraka koa ny sisa, ary dia fokofoko sy fendrofendro no re eran' ny trano. [2.4#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19