|
|
|
|

Teny iditra1 fehizoro
Singan-teny  2fehy, 3zoro
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Vato fanorenana alatsaka alohan' ny hanaingana ny rindrina; vato fanorenana, fototra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [fehy zoro] 6a corner-stone. [1.2]
7a cornerstone. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8pierre angulaire. [1.8]
Ohatra  9 Dia nalefa ny vahoaka haka hazo ngeza hatao andry sy fehizoro. [1.437#]
10 Fisaorana sy fampaherezana koa no atolotra ny Kanto fehizoro Teatra izay hilalao azy ny 13 Novambra. [2.528#]
Voambolana  11 Toe-karena: fanorenana
Lahatsoratra  12Randzavola: fehizoro ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11