|
|
|
|

Teny iditra1 fehin-teny
Singan-teny  2fehy, 3teny
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5Teny fohifohy atao famaranana no sady famintinana izay rehetra voalaza tamin'ny famelabelarana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6A word or sentence on which much depends; heads of a discourse.. [1.2]
Ohatra  7 Ataovy mazava ny fehinteny vokatry ny famakafakanao. [2.285#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12