|
|
|
|

Teny iditra1 fehezanteny
Singan-teny  2fehezana, 3teny
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Antokon-teny manan-kevitra feno: Tia ahy i neny.
6Matetika antokon-teny na teny telo manana ny anjara asany avy no mirafitra ho fehezanteny (lazaina: / neny, enti-milaza: tia; fameno: ahy).
7Misy karazany efatra araka ny fitsipi-pitenenana ara-drafitra ny fehezanteny: ny fehezanteny tso-drafitra (mihira ny ankizy) ny fehezanteny mivadi-drafitra (Isambilo no namaky fitaratra), ny fehezanteny takona ila (aleo mandeha, rankizy), ary ny fehezanteny kely indrindra (mandehana). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8phrase, énoncé. [1.13, 1.5]
Voambolana  9 Haiteny

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11