|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 fefika |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Rendrika, vaky nidona tamin' ny harambato.
4Vaky. 5Lany harena, maty antoka. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6grounded, struck against the bottom, as a boat against a rock or bank.
[Provincial]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7wrecked.
[Merina]
[1.3] 8échoué, brisé sur les récifs, sur le rivage. 9brisé, cassé comme la coque des oeufs, les coquillages. 10ruiné, frustré. [1.3] 11échoué, brisé. [1.8] |
| Ohatra |
12 fefika tany akaikin' i Vohimaro ny sambo
[1.1]
13 fefika ilay atody vao novidina [1.1] 14 fefika ilay mpivarotra tao akaikinay [1.1] 15 fefika tao amoron-drano ny sambo (le navire a échoué sur le rivage) [1.3] 16 fefika ny atody (l’oeuf est cassé) [1.3] 17 fefika io lehilahy io (cet homme est ruiné) [1.3] 18 Mampisaraka ny ranobe ho vaky roa sy telo indray kosa ireo nosin-tanikely toa sambo fefika, toa fiara mitokona. [2.470] 19 Tamin' ny 1702 no fefika tao akaikin' i Faradofay ny sambo "Degrave" nitondra olona enina amby enimpolo amby zato. [2.508] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 33 fefika |
| Sokajin-teny | 34 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
35action de frapper avec le poing fermé.
[1.3] |
| Teny iditra (3/3) | 36 fefika |
| Sokajin-teny | 37 mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
38wise, clever, but small in stature.
[1.2] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|