|
|
|
|

Teny iditra1 fefena
Fototeny  2fefy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Asiana fefy, asianavala, asiana zavatra miaro manodidina: Hofefeko ny tanimboliko mba tsy hidiran' ny akoho / Fefen' ny reny ny zanany rehefa matory. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be fenced, to be hedged in.. [1.2]
6to be enclosed, to be hedged in. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7qu'on clôture. [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12