|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 feaky |
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Bara] mipetra-poana eo amin'ny toerana tsy tokony ipetrahany
[1.78] |
| Teny iditra (2/2) | 4 feaky |
| Sokajin-teny | 5 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 [Bara] poritra toy ny lamba fiazana
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 7 faike, feaky, 8 fiake, 9 fikea |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|