|
|
|
|

Teny iditra1 faty hanina
Singan-teny  2faty, 3hanina
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5tenda an-kanina, sarotra an-kanina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6Greedy, eager for food; given only to eating, having no though for anything but food.
7See tendana, lian-kanina. [1.2]
Tsipelina hafa  8faty an-kanina, fatihanina

Fivaditsoratra  9 fatihanina, 10 faty hanina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02