|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fatsora |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fetsy, mahay mampiseho ny hafetseny na ny laingany amin' ny endrika somary hatsikana na be vazivazy; mpamitaka malama vava, mpandaingalainga, kapotsaka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4sly, cunning, crafty, tricky, arch.
5See hatsikana.. [1.2] 6a deceiver. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7hâbleur, trompeur.
[1.3, 1.8] 8craqueur. [1.3] |
| Ohatra |
9 Ny ahy kosa vorontsiloza, ity anaty sobika ity, hoy ilay fatsora.
[2.442#]
|
| Kamban-teny rehetra | 10Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 11 fatsora, 12 fosatra, 13 safotra, 14 tsara fo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|