|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fatrifotony |
| Singan-teny | 2fatra, 3ifotony |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Fomban-drandram-bolo iray: alaina ny volo dia aolikolika eo amin' ny fotobolo, saika mipetaka amin' ny hodi-doha mihitsy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6manière de tresser les cheveux en les bouclant très près de la peau de la tête.
[1.3#159] |
| Voambolana | 7 Fandram-bolo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|