|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fatratse
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Mahafaly] herim-po, fahasahiana [1.78]

Teny iditra (2/2)4  fatratse
Sokajin-teny  5  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  6 [Mahafaly] mahery fo, sahy [1.78]
7 [Tandroy] matanjaka: Tsy vany o iñe fa fatratse loatse
8 be herim-po [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04