|
|
|
|

Teny iditra1 fatoriana
Fototeny  2tory
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fahalatsahana ao anatin' ny torimaso: Nandritrany fatorian' ny mpiambina no nandosiran' ilay gadra.
5Toerana na zavatra andriana: Mafy loatra izany fatoriana izany ka marary ny lamosiko. [1.1]
Ohatra  6 Ao amin' io efitra io no fatorian' I Manana sy Feno. [2.472]
Haiendriteny 
7 Tsotra :
8 Tovonana :
Kamban-teny rehetra  9hôtely fatoriana

Fivaditsoratra  10 fatoriana, 11 firaotana, 12 firoatana, 13 ifatorana, 14 tafaorina, 15 tafariona

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08