|
|
|
|

Teny iditra1 fatim-balala
Singan-teny  2faty, 3valala
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5fahafatesana mandripaka olona be dia be: Nanao fatim-balala ny mponina tamin' ny fotoanan' ny giripy espaniolina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6General mortality, great fatality, a general slaughter.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7Cadavres de sauterelles.
8Se disait d' une grande mortalité.. [2.415#6739]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12