|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fase
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3ilay maranitra amin'ny tongotr'akoholahy, fantsy, zavatra tafiditra anaty tongotra na tanana ka marary. [Betsimisaraka] [1.78]

Teny iditra (2/2)4 fase
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny frantsay  6sable. [Vezo] [1.68]
Kamban-teny rehetra  7dongom-pase
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  9 fase, 10 safe, 11 sefa, Sefà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02