|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fasan' ny ntaolo |
| Singan-teny | 2fasana, 3ntaolo |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5fasam-pianakaviana malagasy izay toy ny trano misy farafara vato mifanongoa an-daniny roa, ary amin' ny lafiny andrefana inlay ny rangolahy: vato fisaka atao varavarana mahazo mivoha sy mikatona avy eo anoloana.
[1.1] |
| Tovy hevitra | 6fasan-drazana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|