|
|
|
|

Teny iditra1 fasam-poana
Singan-teny  2fasana, 3foana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5efitra foana mova tsy ny lalantsara ao anaty fasana, eo anelanelan' ny varavaram-pasana sy ny aty fasana. [1.1]

Fivaditsoratra  6 fampoasana, 7 fanampoasa, 8 fasam-poana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12