|
|
|
|

Teny iditra1 faribohitra
Singan-teny  2faritra, 3vohitra
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Fizaran-tany kely indrindra ara-pitondrana iadidian' ny ben' ny faribohitra na ny mpiadidy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6a quarter or ward of a town. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7quartier d'une ville. [1.8]
Ohatra  8 Etsy Ambohimanarina misy faribohitra ataon' ny olona hoe "Ambodivoronkely. [2.285#]
9 Nanana faribohitra niombonana koa izy, toa an' Ambohibeloma sy Ambohibazoina. [2.508#]
Voambolana  10 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12