|
|
|
|

Teny iditra1 faratampony
Singan-teny  2fara, 3tampona
Sokajin-teny  4 mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  5the very best. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6le meilleur, le plus beau. [1.8]
Ohatra  7 Ny ambaratonga, faratampony, dia ny Mpanjakavavy. [2.270#]
8 Ny Antenimierampirenena entim-bahoaka no fahefana faratampony namindran' ny vahoaka ny fahefana manao lalàna. [2.114#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12