|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 farantsa
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3ariary. [Tanosy] [1.78]
4Ariary volatsivaky. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5a dollar, a five-franc piece.
6Used usually of a complete coin, in distinction from ariary, a cut dollar.
7[Fr.
8Francais (?).]. [1.2]
9a Malagasy dollar or five francs. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10la "piastre". [1.8]
Ohatra  11 Dia nanome farantsa izahay. [2.59#]
12 Ny ahy dia farantsa folo no ataoko. [2.587#]
13 farantsa folo misolo ohatrinona izany? [2.643#]
Voambolana  14 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Lahatsoratra  15Randzavola: farantsa ao amin' ny Baiboly (=> vola)

Teny iditra (2/2)16 farantsa
Sokajin-teny  17 anarana
Fanazavàna teny anglisy  18the class of officers next below the judges, collectors of taxes, an officer in charge of certain defined business.. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12