|
|
|
|

Teny iditra1 farahehy
Singan-teny  2fara, 3hehy
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5fihomehezana mafy somary lavareny, ka matetika entin' ny tovovavy na ny vehivavy lehibe hanesoana sy hanarabiana ny hafa. [1.1]
Ohatra  6 Nanao farahehy izy nony avy eo. [2.470#]
7 Nisy farahehy tamin' ny mpanaraka an' i Mompera Bardeaux. [2.270#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11