|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fara hafatra |
| Singan-teny | 2fara, 3hafatra |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5teny atao alohan' ny hisaraka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6testament.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7dernières volontés, testament.
[1.8] |
| Teny iditra (2/2) | 8 farahafatra |
| Singan-teny | 9fara, 10hafatra |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
12(de fara : dernière et hafatra : commande de marchandise) Givotia madagascariensis Baill.
13(Euphorbiaceae). 14Nom donné à ce bois quand on s'en sert pour faire un cercueil et non plus une pirogue.. [Bara, Sakalava] [1.196] |
| Voambolana | 15 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 16 fara hafatra, farahafatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|