|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 faosa |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Bara] anaran'ny volana mifanandrify amin'ny Marsa
[1.78] |
| Voambolana | 4 Fotoana |
| Teny iditra (2/2) | 5 faosa |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 [Masikoro] fotoana fiakaran'ny vokatra
[2.606#151] |
| Fivaditsoratra | 8 afosa, 9 asafo, faosa, 10 fasoa, 11 ofasa, 12 saofa |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|