|
|
|
|

Teny iditra1 faohina
Fototeny  2faoka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Esorina amin-kery sy haingana.
5Paohina, ongoahana: Nofaohin' ny papongo ny akohokelin' Ikoto.
6Angalarina atao majifa: Nofaohin' ny mpangalatra ny entany tany an-trano. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to be carried off, as by a bird of prey.
8to be torn up.
9See paoka.. [1.2]
10to be carried off. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11qu'on rafle. [1.8]
Haiendriteny 
12 Ny ankehitriny :
13 Ny lasa :
14 Ny hoavy :
15 Filaza mandidy :
Ohabolana  16 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  17 anafiho, 18 faohany, 19 faohina, 20 fiahona, 21 fianaho, 22 fihaona, 23 hofaina, 24 ifahano, 25 ifohana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02