|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1 fany
Sokajin-teny  2 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3fanao, zava-panao. [Taisaka]
4azo atao, fanao. [1.78]

Teny iditra (2/5)5 fany
Sokajin-teny  6 anarana
Fanazavàna teny malagasy  7Jereo fano. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8a river turtle.
9Same as fano. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10voyez fano. [1.3]
Voambolana  11 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa

Teny iditra (3/5)12 fany
Sokajin-teny  13 anarana
Fanazavàna teny anglisy  14a tree.
15a fruit used in the sikidy divination.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  16nom d'une espèce d'arbre ; ses graines qui servent à la divination par le sikidy ; la divination elle-même.
17(volatsara).. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  18 Haizavamaniry: hazo 19 Finoana
Tovy hevitra  20fano
Kamban-teny rehetra  21litim-pany

Teny iditra (4/5)22 fany
Sokajin-teny  23 anarana
Fanazavàna teny frantsay  24(1) (même origine que fano) Nom donné à plusieurs petits arbres, faciles à multiplier, surtout :.
25Entada chrysostachys (Benth.) Drake (Fabaceae). [Merina, Betsileo]
26Entada abyssinica Steud.
27Ex A.
28Rich.
29(Fabaceae).. [Sakalava]
30Cassia anthoxantha Capuron (Fabaceae). [Bara] [1.196]
Voambolana  31 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (5/5)32 fany
Sokajin-teny  33 anarana
Fanazavàna teny frantsay  34Paullinia pinnata L.
35(Sapindaceae).
36Liane à propriétés ocytociques ; abortif.. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  37 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  38 fany, 39 fian~, 40 fina, fi~na

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05