|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fantsona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Zavatra hoboka aty natao hikorianan' ny rano, indrindra ny rano avy any an-tafontrano (fiteny koa indraindray ny hoe fanjona)..
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4a spout, a water-pipe, the means of carrying off water..
[1.2] 5a tube, a drainpipe. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6tuyau, drain.
[1.8] 7tuyau. [1.13] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 17Fikambanana 11 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 18 fantsona |
| Sokajin-teny | 19 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
20a wooden peg.
[Provincial]
[1.2] |
| Fivaditsoratra | 21 fanantso, 22 fantsona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|