|
|
|
|

Teny iditra1 fantsom-boa
Sokajin-teny  2 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3fantsona avy any amin'ny voa mankany amin'ny tatavia -- fantson' amany miala avy eo amin' ny tatavia mankany ivelany [misy fifanoherana eto]. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4conduit urinaire -- urètre. [1.13]
Voambolana  5 Haiaina
Tovy hevitra  6fantson' amany ambany

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12