|
|
|
|

Teny iditra1 fanotronana
Fototeny  2otrona
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Famihinana amin' ny sandry sy ny tanana roa; fanodidinana.
5Fiarahana amin' ny olona iray mba hiaro na hanome voninahitra azy: Misaotra indrindra amin' ny fanotronanareo anay amin' izao andro lehibe izao. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6L’action d'escorter. [1.3#473]
Ohatra  7 Arahaba omen-kasina re ry lahy satria mihaona isika ary isaorana mitafotafo reroy amin' ny fanotronana sy famaliana ny antso. [1.368#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12