|
|
|
|

Teny iditra1 fanotany
Fototeny  2ota
Sokajin-teny  3 anarana fanota sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy  4Tsinin-javatra kely mahatonga ny tenany manontolo ho ratsy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5[Root ota (?).] An odd number, an extra number, that which is not numbered among any class.. [1.2]
Tovy hevitra  6fanota

Fivaditsoratra  7 afontina, 8 fanotany, 9 fanotina, 10 fiontana, 11 fonitana, 12 fotanina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12