|
|
|
|

Teny iditra1 fanosy
Fototeny  2hosy
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba enti-manosy.
5Azo hosena: Tsy mbola fanosy ity tanimbary. [1.1]
Ohatra  6 Rainizafy dia efa niasa tany amin' ny fanosy niaraka tamin-dRanaivomboala, nefa voatery niala fa saiky rnatin' ny Tanosy. [2.649#]

Fivaditsoratra  7 fanosy, 8 fisano, 9 Fisòna, 10 sofina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12