|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanosena |
| Fototeny | 2hosy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fanitsahana amin' ny tongotra; famakiana ny bainga amin' ny tanimbary mba hampahalemy azy ho azo amafazana na anetsana; fambaboana fananan' olona.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|