|
|
|
|

Teny iditra1  fanoroke
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Tanala] tandroho, fitaovana entina anihifana trondro eny antanimbary na andrenirano: No aja laha mitondra fanoroke antoandro andrenirano (ho aiza no mitondra tandroho antoandro) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04