|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanorobona |
| Fototeny | 2robona |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Toetra na fomban' ny zavamaniry mandrobona na maniry tsara miroborobo: Mahafaly ny mpamboly ny mahita ny fanorobon' ny voliny.
[1.1] |
| Tovy hevitra | 5fandrobona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|