|
|
|
|

Teny iditra1 fanorika
Fototeny  2tsorika
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny zavatra mikoriana: Ny fanoriky ny ranomasony nanaraka ny takolany no nampahonena ahy. [1.1]

Fivaditsoratra  5 fanorika, 6 fikorana, 7 firanoka, 8 fironaka, 9 fokarina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12