|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fanoranana
Fototeny  2orana
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Famotsiana, fandiovana (firava-bolamena, na volafotsy). [1.1]

Teny iditra (2/2)5 fanoranana
Fototeny  6torana
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny malagasy  8Fanaovana izay hahatorana, izany hoe tsy handrenesana maharary: Ny klaoraofaorma no fanoranana taloha. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9anesthésie générale. [1.13]
Voambolana  10 Fahasalamana

Fivaditsoratra  11 fanaronana, 12 fanoranana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12