|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 fanorana
Fototeny  2orana
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina manorana, mamotsy, mandio (firavaka volamena na volafotsy). [1.1]

Teny iditra (2/3)5 fanorana
Fototeny  6otra
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny malagasy  8Fisafoana sy famoretana amin'ny tanana mba hampalefadefaka ny hozatra marary na vizana na mivonkina: Fanorana isan-kariva no nahafaka ilay henjankenjana tato amin'ny hatoko. [1.1]
Kamban-teny rehetra  9pai-panorona

Teny iditra (3/3)10 fanorana
Fototeny  11torana
Sokajin-teny  12 anarana
Fanazavàna teny malagasy  13Fomba entina manorana: Tsy mitovy ny fanorana ny marary hodidiana taloha sy ankehitriny. [1.1]

Fivaditsoratra  14 fanarona, 15 fanorana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08