|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanontsanana |
| Fototeny | 2hontsana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fanakorianan-drano ao anaty zavatra mba handiovana azy: Ilaina ny fanontsanana ny vava fora faharatsiny isa-maraina.
5Fanafodin' aretim-bava izay tsy atelina fa akoriandriana ao anaty vava fotsiny: Mividiana fanontsanam-bava dia ampiasao fa ho sitrana ny aretim-bavanao. [1.1] |
| Fivaditsoratra | 6 fanantsonana, 7 fanontsanana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|