|
|
|
|

Teny iditra1 fanontsana
Fototeny  2hontsana
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba enti-manontsana, na manasa ny atin-javatra amin' ny fanontsankontsanana rano ao anatiny.
5Azo hontsanana. [1.1]

Fivaditsoratra  6 fanantsona, 7 fanontsana, 8 fantsonana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12